Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 8:30 - Baiboly Katolika30 Any aoriana, raha misy te-hanampy na hanala amin’izany izy roa tonta, dia azony atao araka izay tiany izany, ka tsy maintsy tòvina izay nanampy na nalana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Any aoriana, raha misy te hanampy na hanala amin’izany izy roa tonta, dia azony atao araka izay tiany izany; ka hanan-kery izay zavatra nanampy na nalana. Jereo ny toko |