Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 8:3 - Baiboly Katolika

3 ny nataony rehetra tany amin’ny tany Espania, mba hahazoany ny tany fihadiam-bolamena sy volafotsy hita tany, mbamin’ny nampanekeny izany tany rehetra izany, noho ny fahamalinana amam-paharetany,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Teo koa izay rehetra vitan’ny Rômanina tany Espaina mba hahazoany ny toerana fihadiam-bolamena sy volafotsy tao;

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 8:3
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra