Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 8:28 - Baiboly Katolika28 ka ny miaramila mpanampy tsy hiantoham-bary na fiadiana, na vola, na sambo. Izany no sitrapon’i Rôma ka izay nekeny dia hotanterahiny tsy misy fitaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Tsy homen’ny Rômanina vary na fiadiana na vola na sambo ireo fahavalon’ny Jiosy, araka izay tinapak’i Rôma; ary hotanterahiny amin-kitsimpo ny zavatra nekeny. Jereo ny toko |