Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 8:27 - Baiboly Katolika

27 Torak’izany koa, raha manana ady aloha ny firenena Jody, dia hiara-miady aminy, amin’ny fony tokoa, araka izay azony atao amin’izany fotoana izany ny Rômanina;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Toraka izany koa, raha misy ady apoaka hamelezana ny firenena jiosy aloha, dia hazoto fanahy hifarimbona aminy tokoa ny Rômanina, araka izay takin’ny toe-javatra aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 8:27
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra