Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 8:25 - Baiboly Katolika25 dia hanampy azy amim-jotom-po tokoa, araka izay azony atao amin’izany fotoana izany ny firenena Jody. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 dia hazoto fo hifarimbona aminy tokoa ny firenena jiosy, araka izay takîn’ny toe-javatra aminy. Jereo ny toko |