Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 8:24 - Baiboly Katolika

24 Raha manana ady aloha ny Rômanina na ny iray amin’ireo mpihavana aminy, ao anatin’izao fanjakany manontolo izao,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Raha misy ady atao hamelezana ny Rômanina aloha na ny anankiray amin’ireo firenena mpifarimbona aminy, ao anatin’ny fanjakany manontolo,

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 8:24
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra