Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 8:23 - Baiboly Katolika23 Hoambinina mandrakizay anie ny Rômanina sy ny firenena Jody, na ambony ranomasina na an-tanety! Ho lavitra azy anie ny sabatra amam-pahavalo! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 –Hambinina mandrakizay anie ny Rômanina sy ny firenena jiosy, na an-dranomasina na an-tanety! Ho lavitra azy roa tonta anie ny sabatra amam-pahavalo! Jereo ny toko |