Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 8:22 - Baiboly Katolika

22 ka izao no kôpian’ny fanekena nosoratan’ny Rômanina tamin’ny takela-barahina sy nalefany ho any Jerosalema hapetraka any, ho tsangam-baton’ny fanekena amam-pihavanana:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 ka ny kopian’ny fifanekena nosoratan’ny Rômanina tamin’ny takelaka halimo sy nalefany ho any Jerosalema, mba hampahatsiarovana amin’ny Jiosy izany famitranam-pihavanana sy fifarimbonana izany, dia toy izao:

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 8:22
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra