Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 8:20 - Baiboly Katolika

20 «Naniraka anay ho atỳ aminareo i Jodasy Makabeo sy ireo rahalahiny mbamin’ny Jody, hanao fanekem-pihavanana amam-piadanana aminareo ary mba hosoratana ho isan’ireo mpihavana aman-tsakaizanareo izahay.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 –Naniraka anay ho aty aminareo i Joda Makabeo sy ireo rahalahiny mbamin’ny vahoaka jiosy hamitrana fifarimbonana sy fihavanana aminareo, ka ho voasoratra ho anisan’ny mpifarimbona aminareo sy sakaizanareo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 8:20
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra