Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 8:2 - Baiboly Katolika2 Notantarain’ny olona taminy ny adiny sy ny herim-po nasehony tamin’ny adiny tamin’ny Galata, izay nampanekeny azy sy tongany mpandoa hetra ho azy, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 fa notantarain’olona tamin’i Joda ny ady nataony sy ny herim-po nasehony tany amin’ny Gôloà izay nampanekeny azy sy tongany mpandoa hetra ho azy. Jereo ny toko |