Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 8:19 - Baiboly Katolika

19 Dia lasa nankany Rôma ireo, nandeha lalan-davitra dia lavitra. Nony tafiditra tao amin’ny parlemanta izy, dia nandaha-teny toy izao:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Dia lasa nankany Rôma i Eopôlema sy i Jasôna, nandeha lalan-davitra dia lavitra. Nony tafiditra teo anoloan’ny antenimieran-doholona izy roa lahy, dia nandaha-teny toy izao:

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 8:19
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra