Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 8:18 - Baiboly Katolika

18 ary mba hanafahany azy amin’ny jioga, satria hitany ny fanandevozan’ny fanjakana Grika an’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Ny zava-kendren’i Joda dia ny hanafahana ny Jiosy amin’ny jioga, satria hitan’ny Rômanina ny fanandevozan’ny fanjakana grika an’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 8:18
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra