Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 8:17 - Baiboly Katolika

17 Ary i Jodasy nifidy an’i Eopôlema zanak’i Joany, zanak’i Akôsa, sy i Jasôna zanak’i Eleazara, ka naniraka an’ireo ho any Rôma, hanao raharaham-pihavanana amam-pisakaizana amin’izy ireo,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 I Eopôlema zanakalahin’i Jôhany sady zafin’i Hakôsa ary koa i Jasôna zanakalahin’i Elehazara no voafidin’i Joda Makabeo sy nirahiny ho any Roma mba hamitrana fisakaizana sy fifarimbonana amin’ny Rômanina.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 8:17
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra