Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 8:16 - Baiboly Katolika

16 Lehilahy iray no ametrahany ny fahefana isan-taona hanapaka ny taniny rehetra, dia samy manaiky izany lehilahy iray izany izy rehetra, ary tsy mba misy fitsiriritana na fialonana eo amin’izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Lehilahy iray no ametrahany ny fahefana isan-taona mba hifehy azy Rômanina sy hanapaka ny fanjakany manontolo; dia samy manaiky izany lehilahy iray izany ny besinimaro, ary tsy mba misy fitsiriritana na fialonana eo aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 8:16
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra