Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 8:15 - Baiboly Katolika15 Namorona parlemanta izy ireo, ka misy 320 lahy izy, miara-midinika isan’andro mikarakara tsy tapaka izay hahasoa ny vahoaka mba hiadanany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 namorona antenimieran-doholona nisy solotena 320 lahy izy, ka isan’andro ireo loholona ireo no miara-nidinika sy mikarakara tsy tapaka ny raharaham-bahoaka mba ho fanasoavana azy. Jereo ny toko |