Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 8:14 - Baiboly Katolika14 Na dia izany rehetra izany aza, tsy mba misy misatroka diadema izy, na mitafy jaky hanambony tena foana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Na eo aza izany rehetra izany, tsy mba nisy nisatroka satroboninahitra izy na nitafy jaky hanambony tena; Jereo ny toko |