Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 8:13 - Baiboly Katolika13 Izay rehetra tiany hampiana sy homem-panjakana, dia manjaka; izay tiany halam-pahefana kosa, dia alàny; firenena mahery izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Izay rehetra tiany hampiana sy homem-panjakana, dia manjaka; izay tiany halàm-pahefana kosa dia alany; nahery dia nahery ny Rômanina. Jereo ny toko |