Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 8:12 - Baiboly Katolika

12 Fa izay sakaizany sy izay mametraka ny fitokiany aminy kosa, dia itsimbinany fihavanana. Tonga tompon’ny fanjakana eo akaikiny sy any lavitra azy izy, ary matahotra azy avokoa izay mandre ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Nampaneken’ny Rômanina ireo mpanjaka na ny akaiky na ny lavitra azy, ary natahotra azy avokoa izay nandre ny lazany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 8:12
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra