Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 8:11 - Baiboly Katolika

11 Ny fanjakana hafa rehetra, mbamin’ny nosy nanohitra azy, noravany sy nampanekeny avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Ny fanjakana hafa rehetra mbamin’ny nosy, izay nanohitra ny Rômanina, dia noravany sy nampanekeny avokoa; fa izay sakaizany sy izay nametra-pitokiana taminy kosa dia nitandroany fihavanana.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 8:11
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra