Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 8:1 - Baiboly Katolika1 Ary nisy ren’i Jodasy nilaza ny amin’ny Rômanina: «Mahery an’ady izy ireo, hoy ny olona taminy, manisy soa an’izay rehetra mifikitra miandany aminy izy, manao fihavanana amin’izay rehetra manatona azy izy, ary mahery an’ady izy.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Ren’i Joda Makabeo ny laza nananan’ny Rômanina fa hoe mahery an’ady ireo, manisy soa an’izay rehetra miandany aminy, ary manao fihavanana amin’izay rehetra manatona azy. Eny, mahery an’ady tokoa ireo Jereo ny toko |