Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:8 - Baiboly Katolika8 Dia nofidin’ny mpanjaka tamin’ireo sakaizany i Bakidesa governoran’ny tany any an-dafin’ny ony, lehilahy ambony indrindra teo amin’ny fanjakana, sy niraiki-po amin’ny mpanjaka; ka io no nirahiny miaraka amin’i Alsima, mpankahala ny fivavahana, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Nofidin’i Demetry mpanjaka tamin’ireo antsoina hoe «sakaizan’ny mpanjaka» i Bakida governoran’ny faritra andrefan’ny ony Eofrata sady lehilahy ambony tao anatin’ny fanjakana no niraiki-po tamin’ny mpanjaka; io no nirahiny miaraka amin’i Alkima izay mpankahala ny fivavahana. Jereo ny toko |