Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 7:7 - Baiboly Katolika

7 Koa ankehitriny, maniraha izay olona mahatoky anao, handeha hizaha ny fanimbana rehetra nataony taminay, sy tamin’ny faritanin’ny mpanjaka, ary hamay ny meloka mbamin’izay rehetra manampy azy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Koa ankehitriny maniraha olona iray mahatoky anao mba handeha hizaha ny fanimbana rehetra nafitsok’i Joda taminay sy tamin’ny faritaninao, ry mpanjaka. Dia asaovy faiziny mafy i Joda sy ireo rahalahiny mbamin’izay rehetra manampy azy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 7:7
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra