Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 7:6 - Baiboly Katolika

6 Nampangain’izy ireo tamin’ny mpanjaka ny vahoaka, nataony hoe: «Novonoin’i Jodasy sy ireo rahalahiny ny sakaizanao, ary noroahiny tamin’ny taninay izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Teo anatrehan’ny mpanjaka no niampangan’ireo ny vahoaka jiosy hafa toy izao: –Novonoin’i Joda sy ireo rahalahiny ny olona rehetra mpiandany aminao ary noroahiny hiala amin’ny taninay izahay.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 7:6
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra