Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 7:5 - Baiboly Katolika

5 Tamin’izany, nirohotra nankao aminy avokoa ny olona tsy marina sy mpankahala ny fivavahana tamin’i Israely, notarihin’i Alsima, izay naniry ho mpisorona lehibe.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Nirohotra nankao amin’ny mpanjaka ireo Israelita rehetra mpanohitra ny lalàna sy mpankahala ny fivavahana; ary i Alkima, izay naniry ho mpisorombe, no nitarika azy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 7:5
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra