Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 7:49 - Baiboly Katolika

49 Dia naraikitra hankalazaina isan-taona izany andro izany amin’ny faha-13n’ny volana Adara.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

49 Dia naraikitra hankalazaina isan-taona koa izany amin’ny volana Adara, andro faha-13.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 7:49
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra