Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:48 - Baiboly Katolika48 Feno hafaliana ny vahoaka ary nankalazainy toy ny androm-pifaliana lehibe izany andro izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara48 Feno hafaliana tokoa ny vahoaka ary nankalaza io andro io toy ny androm-pifaliana lehibe. Jereo ny toko |