Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 7:46 - Baiboly Katolika

46 Ny olona avy amin’ny tanàna manodidina rehetra tany Jodea nivoaka nanarona ny Sirianina, dia niverina nifanehatra izy samy izy, ka lavon-tsabatra avokoa tsy nisy afa-nandositra na dia iray aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

46 Koa ny olona avy amin’ny tanàna manodidina rehetra tany Jodea no niainga nanarona ny fahavalo ka nampiverina azy hifanehatra; dia lavon-tsabatra avokoa ireo, ka tsy nisy niangana na iray aza.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 7:46
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra