Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:45 - Baiboly Katolika45 Nenjehin’ny Jody lalana indray andro izy ireo hatrany Adasà ka hatrany akaikin’i Gazàra, ary nampitatatata ny trômpetra avy ato aoriana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara45 Ary nenjehin’ny Jiosy lalana indray andro ireny, hatreo Hadasà ka hatrany Gezera, sady nampitatatatainy ny trômpetra fanairana. Jereo ny toko |