Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 7:44 - Baiboly Katolika

44 Rehefa nahita an’i Nikanôra nitsingidina ny miaramila, nariany ny fitafiany, dia vaky nandositra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

44 Rehefa nahita an’i Nikanôra maty ireo miaramilany, dia nanary fiadiana ka lasa nandositra.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 7:44
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra