Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:43 - Baiboly Katolika43 Dia rafitra ny adin’ireo tafika tamin’ny andro faha-13n’ny volana Adara, ka montsana mihitsy ny miaramilan’i Nikanôra ary ny tenany aza no nitsingidina voalohany teo amin’ny ady. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara43 Dia nanomboka ady ireto tafika roa tonta tamin’ny volana Adara, andro faha-13; ka montsana mihitsy ny miaramilan’i Nikanôra, ary ny tenany aza no maty voalohany teo amin’ny ady. Jereo ny toko |