Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 7:42 - Baiboly Katolika

42 Koa aringano torak’izany koa ity tafika eto anatrehanay ity anio, mba hoeken’ny sisa rehetra fa nanao teny manevateva ny fitoerana masina izy, ka tsarao araka ny haratsiam-panahiny.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

42 Koa mba aringano toraka izany koa ity tafika eto anatrehanay ity anio, mba hieken’izay rehetra sisa velona fa niteny ratsy ny tempoly tokoa i Nikanôra; araka ny haratsiam-panahiny no itsarao io lehilahy io.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 7:42
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra