Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:41 - Baiboly Katolika41 «Ireo nirahin’ny mpanjakan’ny Asirianina dia nanevateva Anao, ry Tompo, ka tonga ny Anjelinao namono ny 185.000 tamin’izy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara41 –Tompo ô, rehefa nanevateva Anao fahiny ireo iraky ny mpanjaka asirianina, dia tonga ny anjelinao namono andiany 185 tamin’ny miaramilany. Jereo ny toko |