Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 7:39 - Baiboly Katolika

39 Niala teo Jerosalema i Nikanôra dia lasa nitoby teo akaikin’i Betsora, ary nisy antoko-miaramila Sirianina iray tonga nitsena azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

39 Niala tao Jerosalema i Nikanôra, dia lasa nampitoby tafika teo akaikin’i Bety-Hôrôna; ary nisy antoko miaramila avy any Siria nanatevin-daharana azy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 7:39
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra