Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:38 - Baiboly Katolika38 Koa valio ny ratsy nataon’iny lehilahy iny, mbamin’ny tafiny; aoka ho lavon-tsabatra izy ireo. Tsarovy ny teny manevateva ny fivavahana nataony, ka aza avela hiaina ireo.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 Koa valio ny ratsy nafitsok’iny lehilahy iny mbamin’ny tafiny. Tsarovy fa nanao teny fanimbazimbana ireo, ka aza avela hiaina intsony. Jereo ny toko |