Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:36 - Baiboly Katolika36 Sady nivoaka an-katezerana izaitsizy izy. Ka dia niditra ny mpisorona, nitsangana teo anoloan’ny ôtely sy ny fitoerana masina, nanao tamin-dranomaso hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 Dia lasa nandeha tamin-katezerana mafy i Nikanôra; fa ny mpisorona kosa niditra ny tempoly ka nitsangana teo anoloan’ny alitara sy ny Toeramasina sady nanao tamin-dranomaso hoe: Jereo ny toko |