Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:35 - Baiboly Katolika35 ary nanao izao fianianana izao tamin-katezerana: «Raha tsy atolotra ho eo an-tananko miaraka amin’izay i Jodasy sy ny tafiny, dia hodorako ity trano ity, raha vao tafaverina amim-piadanana aho.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 sady nanonona tamin-kavinirana izao fianianana izao: –Raha tsy atolotra ho eo an-tanako izao ankehitriny izao i Joda mbamin’ny tafiny, dia hodorako ity tempoly ity raha vao tafaverina avy nampandry tany aho. Jereo ny toko |