Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:34 - Baiboly Katolika34 Izy kosa anefa namazivazy sy namingavinga azy, nandoto azy, nanao teny avonavona taminy, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 I Nikanôra kosa anefa naniratsira sy namingavinga an’ireo olona ireo ka nandrora taminy sy nahatonga azy ho voaloto ara-pivavahana, ary koa nanao teny avonavona taminy, Jereo ny toko |