Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 7:33 - Baiboly Katolika

33 Taorian’izany, niakatra tao an-tendrombohitra Siôna i Nikanôra, ka nivoaka avy eo amin’ny fitoerana masina ny mpisorona sasantsasany nomban’ny maro tamin’ny loholon’ny vahoaka, hiarahaba azy tamim-pihavanana, sy haneho aminy ny sorona dorana, natolotra ho an’ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Taorian’izany no niakatra tao an-tendrombohitra Tsiôna i Nikanôra; ka nivoaka ny tempoly ireo mpisorona sasantsasany nomban’ny ampahan’ny loholom-bahoaka mba hiarahaba azy tamim-pihavanana sy haneho aminy ny sorona dorana manontolo natolotra tamin’Andriamanitra ho an’ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 7:33
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra