Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:31 - Baiboly Katolika31 Fantatr’i Nikanôra tamin’izay fa vaky ny tetikadiny, ka rafitra niaraka tamin’izay, teo akaikin’i Kafarsalamà, ny adin’izy sy i Jodasy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Fantatr’i Nikanôra tamin’izay fa vaky ny tetik’adiny; ka niala tao Jerosalema izy mba hifanehatra sy hiady amin’i Joda teo akaikin’i Kafarsalamà. Jereo ny toko |