Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 7:30 - Baiboly Katolika

30 Nisy nampandre an’i Jodasy kosa anefa, fa fikendrena hamadika no nankanesan’i Nikanôra teo aminy, ka natahotra izy, sady nihataka tsy nety nihaona taminy intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Nisy nampandre an’i Joda kosa fa fikendrena hamadika no nankanesan’i Nikanôra teo aminy; ka natahotra izy sady nihataka tsy nety nihaona taminy intsony.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 7:30
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra