Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:29 - Baiboly Katolika29 Dia tonga teo amin’i Jodasy izy, ka nifampiarahaba, sy naneho fisakaizana teo izy roalahy, kanjo iretsy fahavalo izany, efa vonon-kisambotra an’i Jodasy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Rehefa tonga teo amin’i Joda i Nikanôra, dia nifampiarahaba tamim-pihavanana izy roa lahy; kanjo iretsy fahavalo efa nivonon-kisambotra an’i Joda. Jereo ny toko |