Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:28 - Baiboly Katolika28 «Aoka re, hoy izy, tsy hisy ady aminareo sy amiko; mba te ho avy aho miaraka amin’olona vitsivitsy hahita tava anareo amim-pihavanana.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 «Aoka re tsy hisy ady aminareo sy amiko; mba te ho avy aho miaraka amin’olona vitsivitsy hahita tava anareo amim-pihavanana!» Jereo ny toko |