Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:27 - Baiboly Katolika27 Nony tonga tany Jerosalema i Nokanôra nitondra tafika, dia nandefa tenim-pihavanana tamin’i Jodasy sy ireo rahalahiny hisaroroany azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Nony tonga tany Jerosalema i Nikanôra nomban-tafika goavana, dia nandefa tenim-pihavanana tamin’i Joda sy ireo rahalahiny mba hamitahany azy izy nanao hoe: Jereo ny toko |