Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:26 - Baiboly Katolika26 Dia nirahin’ny mpanjaka i Nikanôra, iray amin’ireo jeneraliny malaza indrindra, sy feno fahasosorana amam-pankahalana an’i Israely, sady nomeny didy handringana ny vahoaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 I Nikanôra, iray amin’ireo mpitari-tafika malaza tokoa ho an’i Demetry, dia nankahala sy nanohitra ny Israelita. Koa nirahin’ny mpanjaka izy sady nomeny didy handringana izany vahoaka izany. Jereo ny toko |