Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:25 - Baiboly Katolika25 Nony hitan’i Alsima fa tonga nahery i Jodasy sy ny namany, ka tsy hahaleo an’ireo izy, dia niverina ho any amin’ny mpanjaka izy, sady niampanga azy ireo ho nanao ratsy lozan-tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Nony tsapan’i Alkima fa nihanahery i Joda sy ny namany ka tsy ho zakany toherina intsony, dia niverina ho any amin’ny mpanjaka izy sady niampanga iretsy ho nanao ratsy lozan-tany. Jereo ny toko |