Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:24 - Baiboly Katolika24 dia nitety ny tany Jodea manontolo izy, ka namay ny mpivadika sy nisakana azy tsy hiely any ambanivohitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 koa nitety ny faritra Jodea manontolo izy, ary namay ny mpivadika sy nisakana azy tsy hivezivezy eran’ny faritany. Jereo ny toko |