Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:23 - Baiboly Katolika23 Nony hitan’i Jodasy ny loza nafitsok’i Alsima sy ireo mpiandany aminy tamin’ny zanak’i Israely, izay mangidy noho izay nataon’ny Jentily aza, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Hitan’i Joda ny ratsy isan-karazany nafitsok’i Alkima sy ireo mpiandany aminy, dia ratsy mangidy kokoa noho izay nataon’ny hafa firenena aza; Jereo ny toko |