Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:22 - Baiboly Katolika22 Nivory teo aminy avokoa ireo mpanabataba ny fireneny, dia nahazo nitana ny tanin’i Jodà, ary nampidi-doza lehibe tamin’i Israely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Nivory teo aminy avokoa ireo mpanabataba ny vahoaka jiosy, dia nahazo nitantana ny tanin’i Jodea ary nampidi-doza lehibe tamin’i Israely. Jereo ny toko |