Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:21 - Baiboly Katolika21 Nanao izay tratry ny ainy i Alsima hahazo ny fahefam-pisoronana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Nanao izay tratry ny ainy kosa i Alkima mba hankatoavam-bahoaka ny maha mpisorombe azy. Jereo ny toko |