Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:20 - Baiboly Katolika20 Ary napetrak’i Bakidesa tamin’i Alsima ny tany, sady namelany miaramila hiaro azy io, dia niverina ho any amin’ny mpanjaka izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Avy eo i Alkima no nanankinan’i Bakida ny faritany sady namelany miaramila hanampy azy; izay vao niverina ho any amin’ny mpanjaka i Bakida. Jereo ny toko |